8 lines
498 B
Markdown
8 lines
498 B
Markdown
# Rehefa niditra tao an-toby ny fiaran'ny faneken'i Yaveh
|
|
|
|
"Rehefa nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh tao an-toby ny olona" Mety misy fiteny sasantsasany mila manampy fampahafantarana azo tsara mba hampazava ny hevitra. DH: "Naka ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny vahoaka, niaraka tamin'ny Hofnia sy Finehasa ary nitondra izany tao an-toby. Rehefa nitondra ny fiara tao an-toby ny olona"
|
|
|
|
# niditra tao an-toby ny fiaran'ny faneken'i Yaveh
|
|
|
|
"nentin'ny olona niditra tao an-toby ny fiaran'i Yaveh"
|