304 B
304 B
moa ve ireo tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda?
Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho amin'ny fanamafisana. D.H: "ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda." na "azonao vakiana ao Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ireo."