4 lines
308 B
Markdown
4 lines
308 B
Markdown
# Lazao i Beni-hadada hoe: 'Tsy misy olona mametraka ny fiadiany ... ho amin'ny nanesorany izany.'
|
|
|
|
Ity teny ity dia manome hevitra. "Fametrahana fiadiana" dia sarinteny amin'ny fiomanana amin'ny ady. "Teneno Beni-hadada hoe, 'aza mirehareha toy ny efa nandresenao ady iray izay mbola tsy niadianao akory."'
|