1.1 KiB
Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata
ity dia maneho ny faha valo amin'ny folo taona nanjakan'i Rehoboama mpanjaka. D.H: "Taorian'ny naha mpanjaka an'Israely an'i Jeroboama tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo" (UDB)
Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo
"Tamin'ny taona 18"
Nandeha tamin'ny fahotana rehetra izy
Ny fandehanana dia maneho fiainana, ary ny fandehanana amin'ny fahotàna dia maneho ireo fanaovana ireo fahotàna. D.H: "Manohy ny hampihatra ireo fahotàna rehetra i Abia."
ny fahotana rehetra izay nataon-drainy talohan'ny fotoany izy
Satria ireo andiany ireo dia maneho ireo mpanjaka maro. Ity vaovao ity dia azo hazavaina tsara. D.H: "ity dia Rehoboama, ray, efa nanota talohan'ny fotoan'i Abia."
fotoany izy
Ity andian-teny ity dia maneho ny fotoana izay naha mpanjaka azy. Ny dikan-tenin'izany dia vitamazava tsara. D.H: "talohan'ny naha mpanjaka an'i Abia."
ny fony dia tsy mba voatokana ... tahaka ny fon'i Davida
Ny fo dia maneho ny tenan'ny olona manontolo. D.H: "Abia dia tsy notokanana... tahaka an'i Davida"