461 B
461 B
nasian'ilay mpaminany lasely ny boriky
Midika izany hoe mametraka seza eo an-damosin'ny biby mba ahafahan'ny olon'Andriamanitra mitaingina izany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 13:11.
navela teo an-dalana ny fatiny
DH: "ary namela ny fatiny teo an-dalana"
fatiny
"olona maty"
nandeha izy ireo ary niteny izany
Eto ny hoe "izany" dia manondro izay hitan'izy ireo teny an-dalana. DH: "tonga izy ireo ary nitantara momba izay hitan'izy ireo"