plt_tn/1ki/10/28.md

20 lines
485 B
Markdown

# izay novidiana tany Egypta
DH: "izay novidian'ireo mpividy tamin'ny vahoakan'i Egypta"
# Ny kalesy dia...novidiana
DH: "Nividy ireo kalesy ireo mpividy izany"
# sekely volafotsy eninjato... 150 sekely
Ny sekely dia mari-pandanjana mira eo ho eo amin'ny 11 grama. DH: "eo ho eo amin'ny volafotsy 6.6 kilao...eo ho eo amin'ny 1.7 kilao"
# sekely volafotsy eninjato
"sekely volafotsy 600"
# Maro tamin'ireo no namidy
DH: "Dia namidin'ireo mpivarotra izany ny maro tamin'ireo"