309 B
309 B
talenta volamena 120
Ny talenta dia mari-pandrefesana izay mitovy amin'ny 34 kilograma. D.H: " volamena 4.000 kilograma"
Tsy nisy zava-manitra betsaka ... nomena azy intsony
D.H: "Tsy nisy olona nanome zava-manitra ho an'i Solomona mpanjaka intsony toy ireo izay nomen'ny mpanjakavavin'ny Deba ho azy"