plt_tn/1ki/10/01.md

261 B

ny lazan'i Solomona momba ny anaran'i Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) "ny lazan'i Solomona izay nanome voninahitra an'i Yaveh" na 2) "ny lazan'i Solomona, izay nomen'i Yaveh azy"

izay tao am-pony rehetra

D.H: "ny zavatra rehetra izay tiany ho fantatra"