plt_tn/1ki/09/12.md

12 lines
414 B
Markdown

# Fa tanàna inona ireto omenao ahy ireto, ry rahalahiko?
Niteny mafy an'i Solomona i Hirama. D.H: "ireto tanàna izany nomenao ahy dia tsy misy ilavana azy."
# izay mbola hiantsoana azy ireo hatrany mandraka androany
D.H: "ary ny olona dia mbola miantso azy ireo ihany androany"
# talenta volamena 120
Ny talenta dia mari-pandrefesana lanja izay mitovy amin'ny 34 kilograma. D.H: " volamena 4.000 kilograma"