8 lines
347 B
Markdown
8 lines
347 B
Markdown
# ny tananao mahery, ary ny sandrinao misandratra
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy ary maneho ny fahefan'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ity trano izay naoriko ity dia antsoina amin'ny anaranao
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "antsoina amin'ny anaranao" dia manondro ny olona izay tompon'ny trano manontolo. D.H: "anao manontolo ity trano izay naoriko ity"
|