586 B
586 B
Napetraky ny mpanjaka ireo
Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany.
tany lemak'i Jordana
"tany fisaka akaikin'ny Reniranon'ny Jordana"
Sokota sy Zaretana
anaran-tanàna
Tsy nolanjain'i Solomona ireo fanaka rehetra
Solomona dia tsy mbola nahavita ny asa tamin'ny fomba rehetra. D.H: "Solomona dia tsy mbola nanana an'i Hirama ary ireo mpiasany dia nandaja ireo fitaovana rehetra."
tsy afaka nolanjaina ny lanjan'ny varahina
D.H: "tsy misy na iray afaka handrefy ny lanjan'ny varahina"