plt_tn/1ki/07/36.md

16 lines
444 B
Markdown

# voadidina ireo
Eto ny teny "ireo" dia maneho ireo kerobima, ireo liona, ary ireo hazo rofia.
# voadidina fehiloha ireo.
Ny teny "fehiloha" maneho endrika mihorirana amin'ny singam-barahina. D.H: "nisy fehiloha nanodidina ireo"
# Natao tamin'ny lasitra mitovy avokoa izy rehetra
D.H: "Hirama dia nanefy ireo tsanganana tamin'ny lasitra mitovy"
# ary nanana habe, sy endrika mitovy.
"ny tsanganana rehetra dia mitovy halava sy endrika."