435 B
435 B
Nisy sorony efatra tamin'ireo sisiny efatry ny tsanganan'ny tsirairay
"Nisy sorony avy isaky ny zorony eftran'ny tsanganana tsirairay."
antsasaka hakiho ny halaliny
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "telo amby roapolo santimetatra ny velarany"
eo an-tampon'ilay tsanganana no namatorana ireo fanohanany sy ireo takelaka.
D.H: "Hirama dia namatotra ireo tohana sy ireo takelaka teo an-tampon'ny tsanganana tsirairay."