874 B
874 B
kodia sy tanan-kodia varahina efatra
Ireo dia tanan-kodia iray ho an'ireo vadin-kodia tsirairay. D.H: "kodia varahina efatra sy tanan-kodia roa"
sisiny efatrany
"ny sisiny efatra isakin'ny tsanganany"
Nasiana fehiloha ny sisin'ny tsirairain'ireo fanohanana
Isaky ny tohana dia natao ho singa tsirairay miaraka amin'ny fehiloha. D.H: "Hirama dia nanao ireo tohana amin'ny endrika mihoriran'ireo singa"
iray hakiho sy sasany ... iray hakiho
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 70 santimetatra eo ... eo amin'ny 50 santimetatra eo"
anatin'ny satro-boninahitra
Eto ny teny "satro-boninahitra" dia maneho singa boribory eo an-tapon'ny fisokafan'ny tsanganana izay mitazona ny koveta.
takelak'ireo dia efa-joro
"ny takelak'ireo tsanganana dia efa-joro." Ity andianteny ity dia miverina amin'ny famaritana ireo takelaka tany am-piandohana."