601 B
601 B
Toy izany koa, namboarin'i Solomona tamin'ny hazo oliva ireo andrim-baravarana fidirana ao an-tempoly izay mizara efatra 34ary ny varavarana roa dia hazo kypreso.
"Solomona dia nanamboatra tolanam-baravarana tamin'ny hazo oliva amin'ny fidiranana eo amin'ny tempoly, miaraka amin'ny ampahany efatra sy varavaram-be roa vita amin'ny hazo kypreso, tamin'ny fomba mitovy."
ampahany efatra
akanjo fotsy toy ny nify
Ireo kopaka roan'ny varavarana
Ny varavarana tsirairay dia midika fa ny varavarana dia misy ampahany roa mifandray amin'ny alalan'ny molony afahan'izy ireo mamoritra azy miaraka.