744 B
744 B
Fampifandraisana ny fotokevitra:
Eto Jaona dia mampianatra ireo mpino ny fomba hifankahalalan'izy ireo amin'ny fomba fiainan'izy ireo; mampianatra ireo mpamaky mba hifankatia.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Kaina sy Abela no zanaka voalohan'i Adama sy Eva, lehilahy sy vehivavy voalohany.
tsy toa an'i Kaina
Tsy tokony manao toa an'i Kaina isika.
rahalahiny
Izany dia maneho ny zandrin'i Kaina, dia i Abela.
Fa nahoana izy no namono azy? Satria
Jaona dia mampiasa io fanontaniana io mba hampianarana ireo mpihaino azy. Afaka atao hoe: "Novonoiny izy satria"
ireo asany dia ratsy, ary ny an'ny rahalahiny dia marina
Ny asan'ny rahalahiny dia marina. DH: "nanao zavatra ratsy izy ary ny rahalahiny nanao izay marina"