plt_tn/1co/04/10.md

24 lines
729 B
Markdown

# Izahay dia adala ... nalaim-baraka
Mampiasa fanesoana i Paoly mba hahamenatra ireo Korintiana mba hiheveran'izy ireo izay lazainy.
# Ianareo dia nomem-boninahitra
"Ny olona dia mitondra anareo Korintiana toy ny hoe olona manan-danja"
# fa izahay kosa nalaim-baraka
"manala baraka anay apostoly ny olona"
# Mandrak'ankehitriny
"Hatramin'izao"
# voakapoka mafy
Izany dia hilazana ny famelezana amin'ny tanana, fa tsy amin'ny karavasy na langilangy. Azo adika hoe: "Kapohin'ny olona izahay"
# tsy manan-kialofana
Ny tian'i Paoly ho lazaina dia hoe: manana toerana hialofana izy ireo, nefa izy ireo dia mifindrafindra amin'ny toerana iray mankany amin'ny toerana iray hafa. Tsy manana trano fonenana manokana izy ireo.