749 B
749 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.
Hoy Izy tamiko
D.H: "Niteny tamiko Andriamanitra"
ny tranoko
Ny teny hoe "trano" dia milaza ny tempolin'i Yaveh.
efa nifidy azy ho zanako Aho, ary ho rainy Aho
Tsy midika izany akory hoe lasa tena zanak'Andriamanitra i Solomona, fa mamaritra ny fifandraisana manokana izay nananan'izy sy Andriamanitra izany. D.H: "Nifidy ny hitondra azy tahaka ny zanaka Aho, ary ho tahaka ny ray ho azy Aho."
ireo didiko sy lalàko
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary milaza ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh.
tahaka anao amin'izao
Ny teny hoe "anao" eto dia ilazana an'i Davida. D.H: "tahaka anao nanolo-tena amin'izao."