20 lines
603 B
Markdown
20 lines
603 B
Markdown
# Ny taranak'i Ladana, avy amin'ny taranaka Gersonita tamin'ny alalany ary izay mpitarika ny fianakavian'i Ladana ilay Gersonita, dia i Jehielita sy ireo zanany lahy
|
|
|
|
"I Jehielita sy ireo zanany lahy no taranak'i Ladana, izay taranaka avy amin'i Gersona anisan'i Ladana. Jehieli sy ireo zanany lahy no mpitarika ny fianakavian'i ladana Geronita. Dia zanaka lahin'i Jehiela."
|
|
|
|
# Ladana... Gersona
|
|
|
|
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:7.
|
|
|
|
# Gersonita
|
|
|
|
Taranak'i Gersona.
|
|
|
|
# Jehielita ... Zetama... Joela
|
|
|
|
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:7.
|
|
|
|
# izay nanara-maso
|
|
|
|
"izay mizaha"
|