511 B
511 B
Hadarezera
Izany no anaran'ny lehilahy.
Zoba
Izany no anaran'ny tanàna.
kalesy arivo
"kalesy 1 000"
mpitaingin-tsoavaly fito arivo
Miaramila izay nitaingina soavaly ireo. "Mpiataingin-tsoavaly 7 000"
mpandeha an-tongotra roa alina
Miaramila izay mandeha an-tongotra ireo. "Mpandeha an-tongotra 20 000"
Notraingoina
mamela takaitra amin'ny olona na biby amin'ny fanapahana ny hoza-peny ao ambadiky ny feny.
nanokana
Mitahiry ho amin'ny fampiasana miavaka
kalesy zato
"kalesy 100"