394 B
394 B
Hirama
Izany dia anaram-panjaka.
mpandrafitra
Ireo dia olona izay manao zavatra vita amin'ny hazo ny asany.
mpanao trano
Ireo dia olona izay manao zavatra amin'ny vato sy biriky ny asany.
nametraka azy ho
DH: "nanao azy"
ny fanjakany dia nasandratra ambony nohon'ny amin' Israely olony
DH: "Nanome voninahitra ny fanjakan'i Davida i Yaveh mba hanampy ny vahoakan'i Israely"