382 B
382 B
Jebosa
Izany dia anarana vonjimaika ho an'ny Jerosalema taorian'ny nandresen'ny Jebosita ny tanàna, tao alohan'ny nandresen'ireo Israelita izany.
Fa Davida naka
DH: "Kanefa dia resy ny miaramila'ny Davida
izay, ny tanànan'i Davida
DH: "Ary nantsoin'izy ireo hoe tanànan'i Davida izany"
ary dia natao ho mpifehy izy
DH: "koa dia nataon'i davida ho mpifehy i Joaba"