585 B
585 B
Reobenita
Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'ny Reobena.
Gadita
Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'i Gada.
efatra arivo sy efatra alina voahofana ho amin'ny ady
miaramila efatra arivo sy efatra alina - "miaramila 44,000"
izay nitàna ampinga sy sabatra, ary nanenjana ny tsipìka
Ireo miaramila dia faritana ho manam-pahaizana amin'ny ady amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana izay entin'izy ireo. DH : "Nampiofanina mba hiady tsara amin'ny ady izy rehetra."
Agarita ... Jetora ... Nafisy ... Nodaba
Ireo dia anarana vondron'olona.