plt_tn/1ch/04/09.md

16 lines
398 B
Markdown

# Jabeza
Anaran-dehilahy ity.
# hitaro ny fari-taniko
DH: "omeo tany maro aho"
# ny tananao homba ahy
Ireo mety ho dikany dia ny tanan'Andriamanitra dia maneho 1) ny tari-dalany, 2) ny heriny, na 3) ny fiarovany. DH: "tario aho" na "Hambino aho" na "arovy aho." Izany dia afaka adika amin'ny ankapobeny kokoa hoe: "miaraha amiko"
# notanterahin' ... ny fiavavany
"natao arakin'ny fivavany"