plt_tn/zep/03/14.md

8 lines
232 B
Markdown

# Zanaka vavin'i Ziona
"Midika ho ireo olona rehetra ao Jerosalema izany."
# Aza mamela ny tananao hangozohozo
Tsy manan-kery sy tsy afa-manoitra araka ny ilàna azy raha ho tonga tsinotsinona ireo tanan'izy ireo no dikan'izany.