plt_tn/zec/11/07.md

24 lines
763 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry.
# ny ondry voalahatra ho vonoina
"ireo andian-ondry izay natao ho vonoina."
# ny tehina
Ireo tehina dia tapa-kazo nampiasaina tamin'ny antony isan-karazany, anisan'izany ny fanoroan-dalana ireo ondry. Ny tehina dia mety misy farango karazany samihafa eo amin'ny vodiny.
# Fahasoavana
Ireo dikan-teny samihafa dia mandika ny teny Hebreo amin'io lahatsoratra io hoe "fahasoavana" na "hatsarana."
# Fikambanana
Io dia amin'ny hevitry ny hoe firalahiana eo amin'ny lafy roan'Israely, dia ny fanjakana avaratra sy ny fanjakana atsimo.
# satria tsy naharitra tamin'izy ireo aho
DH: "Tsy afaka handefitra amin'ireo tompon'ny ondry izay nanakarama ahy intsony aho."