plt_tn/zec/10/08.md

366 B

Hisioka

Ny misioka dia hoe mba hamoaka feo avo, maranitra izay misy rivotra avy ao amin'ny molotra teritery. Matetika izany dia atao mba hanomezana famantarana ho an'olon-kafa, toy ny eto.

mandra-paha tsy hisy efitrano ho azy ireo intsony

Hitohy hiverina any Joda ny vahoaka ary ho tonga be vahoaka izany ka tsy hisy efitrano hipetrahan'ny olona intsony any.