plt_tn/zec/08/11.md

828 B

toy ny tamin'ny andro fahiny

"toy ny tamin'ny taloha"

homba ny sisan'ity vahoaka ity Aho

DH: "Ankehitriny dia hitahy ireo vahoaka ireo Aho" na "Ankehitriny dia ho tsara fanahy amin'ireo vahoaka ireo Aho"

hafafy ny voan'ny fiadanana

DH: "Hampiadaniko ny vahoaka."

izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

ny tany hanome ny vokam-pamboleny

DH: "hisy vokatra tsara any an-tsaha"

hanome ny andony ny lanitra

Ny ando matetika dia famantarana ny fanambinana. DH: "hisy orana betsaka"

no hampandovaiko izany zavatra rehetra izany

DH: "hanana ireo zavatra rehetra ireo amin'ny fotoana rehetra"