633 B
633 B
Tsy amin'izany ihany
Ny teny hoe "izany" dia milaza ny hevitra voalaza tao amin'ny 5:1.
isika ... tsika ... antsika
Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.
fanekena
Ny teny hoe "fanekena" dia maneho ny faneken'Andriamanitra antsika.
fahatokiana ho amin'ny hoavy
izany dia ny fananana antoka fa Andriamanitra dia hanatanteraka ny fampanantenany rehetra ho an'ireo izay matoky an'Kristy.
Izany toky izany dia tsy mandiso fanantenana
Mampiasa io fehezanteny io i Paoly ary miresaka momba ny "toky" toy ny hoe velona. DH: "Isika dia tena matoky fa handray ireo zavatra izay andrasantsika"