plt_tn/rev/22/10.md

610 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Tapitra ny fitenenan'ilay anjely tamin'i Jaona.

Aza asiana tombo-kase ... ity boky ity

Ny manisy tombo-kase amin'ny boky dia fanidiana azy amin'ny zavatra mba tsy ho afaka vakian'iza na iza izay ao anatiny raha tsy simbaina ilay tombo-kase. Ilay anjely dia niteny an'i Jaona mba tsy hanao ny hafatra ho tsiambaratelo. DH: "Aza atao tsiambaratelo ... ity boky ity"

ireo tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity

Eto ny "teny" dia maneho ny hafatra izay nambaran'izy ireo. DH: "Ny hafatra faminaniana ato amin'ity boky ity." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 22:6.