plt_tn/rev/21/07.md

595 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana dia manohy miteny amin'i Jaona.

ireo osa

"ireo izay matahotra hanao ny marina"

maharikoriko

"ireo izay manao zavatra maharikoriko"

farihy mirehitr'afo solifara

"toerana feno afo mirehitra solifara" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:19.

fahafatesana faharoa

"fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10.