plt_tn/rev/19/14.md

1.0 KiB

Avy ao amin'ny vavany no mivoaka ny sabatra maranitra

Nivoaka avy eo amin'ny vavany ny sabatra maranitra. Tsy nihetsika ilay sabatra.

hamelezany ireo firenena

"hamotika ireo firenena" na "hitondra ireo firenena ho eo ambany fahefany"

hanapaka azy ireo amin'ny tehina vy

Jaona dia miresaka ny herin'ilay mpitaingina toy ny hoe mitondra amin'ny tehina vy izy.

Manitsaka ao amin'ny famiazan'ny fahaviniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy

Jaona dia miresaka ny famotehan'ilay mpitaingina ireo fahavalony toy ny hoe nisy voaloboka izay hitsakitsahan'ny olona iray ao amin'ny famiazana. Eto ny hoe: "fahatezerana" dia maneho ny fanasazian'Andriamanitra ny olona ratsy. DH: "Izy dia hanitsaka ireo fahavalony araky ny fitsaranAndriamanitra Tsitoha, tahaka ny hanitsahan'ny olona iray ny voaloboka ao amin'ny famiazana"

Manana anarana voasoratra eo amin'ny akanjolavany eo amin'ny feny izy hoe:

Izany dia afaka atao hoe: "Nisy olona iray nanoratra anarana teo amin'ny akanjolavany sy teo amin'ny feany hoe:"