plt_tn/rev/17/11.md

492 B

kanefa iray amin'ireo mpanjaka fito izy

Ireo mety ho dikany: 1) ilay bibi-dia dia manapaka indroa: ny voalohany tahaka ny iray amin'ireo mpanjaka fito, ary tahaka ny mpanjaka fahavalo na 2) ilay bibi-dia dia ao anatin'ny vondron'ireo mpanjaka fito satria mitovy amin'izy ireo izy.

hankany amin'ny fahasimbana

Ny fahatokisana amin'izay hitranga any aoriana dia resahina toy ny hoe ilay bibi-dia dia hankany amin'izany. DH: "tena ho simba izany" na "Andriamanitra dia tena handrava azy"