plt_tn/rev/16/20.md

356 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity dia ampahany amin'ny lovia fahafiton'ny fahatezeran'Andriamanitra.

ary tsy hita intsony ireo tendrombohitra

Ny tsy fahafahana mahita ireo tendrombohitra dia hevitra ambadiky ny fitenenana fa tsy misy intsony ny tendrombohitra. DH: "tsy misy tendrombohitra intsony"

eo amin'ny talenta iray eo

"34 kilograma"