plt_tn/rev/16/08.md

1.0 KiB

nandraraka ny tao an-doviany

Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany"

nahazo alalana handoro ny olona amin'ny afo izany

Jaona dia miresaka momba ny masoandro toy ny hoe olona. Afaka atao hoe: "ary nampahatonga ny masoandro handoro tanteraka ny olona"

Main'ilay hafanana be izy ireo

Afaka atao hoe: "Nandoro mafy azy ireo ny hafanana be"

niteny ratsy ny anaran'Andriamanitra

Eto ny anaran'Andriamanitra dia maneho an'Andriamanitra mihitsy. DH: "niteny ratsy an'Andriamanitra"

izay manana ny fahefana amin'ireny loza ireny

Io fehezanteny io dia mampahatsiahy ny mpamaky zavatra momba an'Andriamanitra izay efa fantatr'izy ireo. Izany dia manampy amin'ny fanazavana ny antony nitenenan'ny olona ratsy an'Andriamanitra. DH: "satria nanana fahefana tamin'ireny loza ireny izy"

ny fahefana amin'ireny loza ireny

Izany dia maneho ny fahefana hampitondra ireo loza ireo amin'ny olona, ary ny fahefana hanajanona ny loza"