plt_tn/rev/16/03.md

295 B

nandraraka ny tao an-doviany

Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 16:2.

ranomasina

Izany dia maneho ny farihy rehetra sy ny ranomasina.