plt_tn/rev/16/02.md

394 B

nandraraka ny tao an-doviany

Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany"

ratra maharary

Mety ho ratra avy amin'ny aretina izay tsy nositranina izany.

mariky ny bibi-dia

Marika maneho fa miankohoka amin'ilay bibi-dia ny olona iray. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:15.