plt_tn/rev/16/01.md

623 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manohy mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany izay momba ny anjely fito miaraka amin'ny loza fito. Ireo loza fito dia ireo lovia fiton'ny fahatezeran'Andriamanitra.

Nandre feo ... aho

Ny teny hoe "aho" dia maneho an'i Jaona.

lovia fito feno ny hatezeran' Andriamanitra

Ny sary avoakan'ny divay ao anaty lovia dia afaka atao mazava tsara. Ny teny hoe: "fahatezerana" eto dia maneho ny fanasaziana. Ny divay dia famantarana ny fanasaziana. DH: "lovia volamena fito feno divay izay maneho ny fahatezeran'Andriamanitra" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 15:7.