plt_tn/rev/15/01.md

750 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity andininy ity dia famintinana izay miseho ao amin'ny 15:6 - 16:21.

lehibe sy mahatalanjona

Ireo teny ireo dia mitovy dika ary ampiasaina mba ho fanamafisana. DH: "zavatra lehibe sy mahatalanjona ahy"

anjely fito miaraka amin'ny loza fito

"anjely fito izay manana fahefana handefa ny loza fito ety an-tany"

izay loza farany indrindra

"ary aorian'ireo, dia tsy hisy loza hafa intsony"

fa amin'izy ireo no hahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra

Afaka atao hoe: "fa amin'ireo loza ireo no hahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra." Ireo mety ho dikany: 1) ireo loza ireo no haneho ny fahatezeran'Andriamanitra rehetra na 2) aorian'ireo loza ireo, Andriamanitra dia tsy ho tezitra intsony.