plt_tn/rev/06/12.md

851 B

ny tombo-kase fahenina

"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahenina"

toy ny lamba fisaonana

Matetika ny lamba fisaonana dia vita amin'ny volo mainty. Ny olona dia manao lamba mainty rehefa misaona. Ny sary avoakan'ny lamba fisaonana dia natao hitarika ny olona mba hihevitra ny fahafatesana sy ny alahelo. DH: "mainty tahaka ny akanjo fisaonana"

toy ny rà

Ny sary avoakan'ny rà dia mitarika ny olona mba hihevitra ny fahafatesana. DH: "mena tahaka ny rà"

toy ny aviavy manintsana ny voany manta rehefa ahetsiky ny rivotra mahery

"tahaka ny voa mbola tsy matoy be dia be izay mora ahintsan'ny rivo-mahery"

Ny lanitra dia nanjavona toy ny horonan-taratasy izay naorongorona

Ny lanitra amin'ny ankapobeny dia heverina ho mafy tahaka ny vy, kanefa izao dia malemy tahaka ny taratasy ary mora tatahana sy aorongorona.