plt_tn/rev/06/01.md

16 lines
826 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manohy ny famaritana ireo tranga izay niseho talohan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra. Manomboka manokatra ireo tombo-kasen'ny horonan-taratasy ny Zanak'Ondry.
# Avia!
Baiko iray ho an'ny olona iray izany, mety hoe ilay mpitaingin-tsoavaly fotsy izay resahina ao amin'ny andininy faha-2 izany.
# nomena satro-boninahitra izy
Tahaka ny fehiloha vita amin'ny sampan'oliva na ravin-javatra, notefena tamin'ny volamena. Ny satro-boninahitra tahaka izany, vita tamin'ny ravina, dia nomena ireo atleta mpandresy mba hatao eo amin'ny lohan'izy ireo. DH: "nandray satro-boninahitra Izy" na "Andriamanitra nanome satro-boninahitra Azy"
# satro-boninahitra
Fehiloha vita amin'ny sampan'oliva na ravin-javatra tahaka ny fehiloha raisin'ireo atleta mpandresy tamin'ny andron'i Jaona.