plt_tn/rev/05/11.md

508 B

aman'alina alina

DH: "tsy tambo isaina"

Mendrika anie ilay Zanak'ondry

"Mendrika ilay Zanak'ondry"

mba handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, ary dera

Ireo zavatra rehetra izay hananan'ny Zanak'ondry ireo. Ny hoe noderaina mba hanana ireo dia resahina toy ny hoe mandray azy ireo. DH: "noderaina ho an'ny voninahiny, ny harenany, ny fahendreny, ny hajany, ary ny heriny."

Mendrika ... mba handray... dera

Izany dia midika fa mendrika ny hoderain'ny olon-drehetra Izy.