plt_tn/rev/03/07.md

677 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Filadelfia.

ny fanalahidin'i Davida

Jesosy dia miresaka momba ny fahefany hanapa-kevitra hoe iza no mankany amin'ny fanjakany toy ny hoe fanalahidin'i Davida.

izy no mamoha ary tsy misy na iza na iza manidy

"mamoha ny varavarana mankany amin'ny fanjakana Izy ary tsy misy na iza na iza afaka manidy izany"

izy no manidy ary tsy misy na iza na iza afaka mamoha

"manidy ny varavarana Izy ary tsy misy na iza na iza afaka mamoha izany"

nametrahako varavarana mivoha eo anoloanareo

"Namoha varavarana ho anareo Aho"

ny anarako

"Izaho"