12 lines
443 B
Markdown
12 lines
443 B
Markdown
# Fampifandraisana fotokevitra:
|
|
|
|
Ny mpanoratra mandidy ny olon-drehetra hidera an'i Yaveh.
|
|
|
|
# ny firenena rehetra
|
|
|
|
Ny teny "firenena" dia maneho an'ireo vahoaka monina ao amin'ireo firenena ireo. DH: "vahoaka amin'ny firenen-drehetra"
|
|
|
|
# zatovolahy sy zatovovavy, ny antitra sy ny tanora
|
|
|
|
Ny mpanoratra mampiasa fampisainana roa, ny iray mahakasika ny maha vehivavy sy lehilahy ary ny iray mahakasika ny taona, mba hanehoana ny olon-drehetra.
|