12 lines
346 B
Markdown
12 lines
346 B
Markdown
# Aoka hidera ny anaran'i Yaveh ireo
|
|
|
|
Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Aoka ireo hidera an'i Yaveh"
|
|
|
|
# Namoaka didy izay tsy hiova mihintsy Izy
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "Nanome didy izay maharitra hatrany Izy" na 2) "nanome didy izay ho ankatoavin'izy ireo Izy."
|
|
|
|
# Namoaka
|
|
|
|
"nanome," tahaka ny mpanjaka manome
|