plt_tn/psa/147/015.md

515 B

ny didiny mihazakazaka mafy

Ny mpanoratra mamaritra ny fandidian'Andriamanitra toy ny hoe iraka izay mikisaka malaky mba hizaràna hafatr'Andriamanitra.

Manao ny orampanala ho toy ny volon'ondry Izy, mampiely ny fanala toy ny lavenona Izy

Ireo dia manamafy fa tsotra aminy ny manatanteraka ireo zavatra ireo. Tsotra aminy ny manarona ny tany amin'ny orampanala tahaka ny olona iray mandrakotra zavatra amin'ny bodofotsy volon'ondry. Ary, tsotra aminy ny manal ny hatsiaka tahaka ny rivotra mitsoka lavenona.