plt_tn/psa/137/008.md

16 lines
490 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanao salamo dia miteny asmin'ny vahoakan'i Babylona toy ny hoe nihaino azy tany izy ireo.
# zanaka vavin'i Babylona
Ity dia maneho ny tanànan'i Babylona sy ny vahoakany.
# mamaly ny amin'izay efa nataonao anay
Ny mpanoratra miteny olona iray manao amin'ny hafa izay nataon'izy ireo toy ny hoe fanonerana. DH: "manao aminao izay nataonao taminay"
# manorotoro ny zanakeo amin'ny vatolampy
"mamotipotika ny lohan-janakao amin'ny vatolampy"