plt_tn/psa/119/119.md

736 B

Esorinao tahaka ny tain-drendrika ny ratsy fanahin'ny tany rehetra

Ny tain-drendrika dia fako na sisa tsy ilaina amin'ny dingana fanefena volamena na karazam-by hafa. Yaveh manala ny olona ratsy fanahy toy ny hoe fako izy ireo.

ny ratsy fanahy

"olona ratsy fanahy"

tahaka ny tain-drendrika

"tahaka ny fako" na "tahaka ny loto"

Mangovingovitry ny tahotra Anao ny vatako

Eto ny "vatana" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Mangovingovitra aho satria matahotra Anao"

matahotra ny lalà-masinao aho

Izany dia midika fa matahotra ny didy marin'Andriamanitra ny mpanoratra satria fantany fa Andriamanitra manafay ireo izay tsy mankatò ny didiny. Azonao atao mazava tsara ny hevitra feno amin'izany fanambarana izany.