plt_tn/psa/119/075.md

350 B

tamin'ny fahatokiana no nampahorianao ahy

"nanafay ahy Ianao satria Ianao mahatoky." Andriamanitra mampanantena fa hanome valisoa ny marina ary manafay ny mpanao ny tsy marina, ka dia mahatoky Izy fa hanao izay lazaina fa hataony.

ny mpanomponao

Ny mpanoratra manondro ny tenany ho "ny mpanomponao." DH: "tamiko, ilay mpanomponao" na "tamiko"