plt_tn/psa/119/031.md

16 lines
721 B
Markdown

# Ireo didim-panekenao no ifikirako
Ny fihazonana mafy amin'ireo dia manondro ny fanoloran-tena hankatò izany. DH: "ireo didim-panekenao no ihazonako" na "manolo-tena amin'ny fankatoavana ireo didim-panekenao aho"
# didim-panekena
Izany dia manondro ny lalàn'i Mosesy.
# Hihazakazaka eo amin'ny lalan'ny didinao aho
Ny mpanoratra miteny ny maha mifantoka na manolo-tena hankatò ireo didin'Andriamanitra toy ny hoe mihazakazaka amin'ny lalana iray. DH: "Hanolo-tena hankatò ny didinao aho"
# Ianao no manitatra ny foko
Ity dia fomba fiteny. Ireo mety ho heviny dia 1) "Ianao no manampy ahy hahazo fahazavantsaina lehibe kokoa amin'ny didinao" na 2) "Ianao manome ahy faniriana lehibe kokoa hankatò ny didinao"